|
|
|
|

Teny iditra1 balelaka
Fototeny  2belaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka.
5Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso.
6/ Balela-maso itỳ zaza itỳ
. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7bien ouvert et peu profond. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  10balela-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08