|
|
|
|

Teny iditra1 bala sasatra
Singan-teny  2bala, 3sasatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5bala maty afo, tsy mipoaka, tsisy hery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[sasatra, tired.] A spent bullet.. [1.2]
Tovy hevitra  7bala mangatsiaka, bala maty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12