|
|
|
|

Teny iditra1 bakteria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa. [1.1]
4anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5bactérie. [1.13]
Voambolana  6 Fahasalamana

Fivaditsoratra  7 atrebika, 8 bakteria, 9 Beti-kara, 10 Rekabita

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12