|
|
|
|

Teny iditra1 bakotoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lahy na vavy tokana tsy manan-jandry tsy manan-joky. [Provincial]
4vato boribory, tsy ary ambony tsy ary ambany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 bakotoka, 6 takoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12