|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baholimaso |
| Singan-teny | 2 baholy, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava
[1.1] 6 [baholy maso] bebe maso mahafinaritra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 [Provincial] fine-eyed, having beautiful eyes. See barimaso
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Qui a de beaux et grands yeux
[1.3] |
| Tovy hevitra | 9 baholy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|