|
|
|
|

Teny iditra1 baheza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hira fanao amin'ny fiandrasam-paty. [Sihanaka] [1.78]
4Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty. [1.1, 2.472]
Fanazavàna teny anglisy  5a song sung by men when attending the dead.
6(Prov.). [1.2]
Ohatra  7 Izay aho vao nahaheno baheza [2.472]
Voambolana  8 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  9bahaiza
Mpanahaka  10 raloba, 11 sasy

Fivaditsoratra  12 baheza, 13 bazeha, 14 Behaza, 15 zahabe, 16 Zebaha, 17 Zehaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12