|
|
|
|

Teny iditra1 badenina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja.
4Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5dizzy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qui est ébloui, qui a des vertiges. [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8badena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19