|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 babangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] tehin-dava matanjaka anohirana sy hanaingana entana na zava-mavesatra
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Tankarana] sorte de levier.
[1.19] |
| Teny iditra (2/2) | 5 babangy |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Sakalava] Nom donné aux fruits frais d' Hyphaene coriacea Gaertn. (Arecaceae). Ils renferment une pulpe rappelant la noix de coco. On les écrase pour en faire une boisson fermentée. Voir satramira.
[1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|