|
|
|
|

Teny iditra1 aty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Etona singan'ny atmôsfera, tsy misy fofony sady tsy misy lokony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4azote. [1.13]
Voambolana  5 Simia
Mpanahaka  6 n, 7 nitirozenina
Kamban-teny rehetra  8fiovan'ny azôty ôrganika ho azôty mineraly

Fivaditsoratra  9 azôty, 10 izato, 11 toazy, 12 zatoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31