|
|
|
|

Teny iditra1 azom-panafana
Singan-teny  2azo, 3fanafana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11