|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 azoazo
Fototeny  2azo
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko.
5Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6pleased with, preferred, grateful.. [1.2]
7found pleasing, approved of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites).
9préféré. [1.3]
10approuvé, préféré. [1.8]
Ohatra  11 Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  15azoazon' ny vavony

Teny iditra (2/2)16 azoazo
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Ranon' afero. [Provincial] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19bile.
20(afèro).. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  21 Haiaina

Fivaditsoratra  22 azoazo, 23 ozaoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08