|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azera |
| Fototeny | 2zera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo.
5Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be thrown or cast down..
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on jette à terre; avec quoi on bat.
[1.3#872, 1.8] |
| Ohatra |
8 Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina.
[2.508]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 areza, 16 azera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|