|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aza fady |
| Singan-teny | 2aza, 3fady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|