|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 avovona
Fototeny  2vovona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 avovona
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fiavosa mifanongoa miavoavo.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  14 avovona, 15 ovañova, 16 voañova, 17 voavona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19