|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 avotana
Fototeny  2avotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao.
5Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe.
6Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be redeemed, to be ransomed. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on rançonne, qu'on rachète. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 avotana
Fototeny  14avotra
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16to be plucked up, rooted up, or eradicated. [1.2]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 atavano, 22 atavona, 23 atovana, 24 avotana, 25 vatoana, 26 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12