|
|
|
|
Teny iditra
1
avoivoy
Fototeny
2
voi
vo
y
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Avezivezy, averimberina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
avoivoy
, avoivoiko, avoivoinao, avoivoiny, avoivointsika, avoivoinay, avoivoinareo, avoivoin', avoivoin-, avoivoim-
6
Ny lasa :
navoivoy, navoivoiko, navoivoinao, navoivoiny, navoivointsika, navoivoinay, navoivoinareo, navoivoin', navoivoin-, navoivoim-
7
Ny hoavy :
havoivoy, havoivoiko, havoivoinao, havoivoiny, havoivointsika, havoivoinay, havoivoinareo, havoivoin', havoivoin-, havoivoim-
8
Filaza mandidy :
avoivoizo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12