|
|
|
|

Teny iditra1 avohitra
Fototeny  2vohitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Abontsina.
5Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6avec quoi on fait renfler. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 avohitra, 12 haratovy, 13 hatovary, 14 vahirota, 15 vohitara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12