|
|
|
|

Teny iditra1 avitrana
Fototeny  2vitrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Zairina mba hitambatra: Avitrano kely ireo lamba roa ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be sewed together along the edges: to be joined lengthwise. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on coud ensemble par les bords; qu'on joint en longueur. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 avitrana, 12 taravina, 13 tavarina, 14 tavirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12