|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avilana |
| Fototeny | 2vilana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be turned aside.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on fait dévier.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 avilana, 12 ivalana, 13 lavania, 14 laviana, 15 valiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|