|
|
|
|
Teny iditra
1
avezika
Fototeny
2
vezika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asaina mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
avezika
, aveziko, avezikao, aveziny, avezitsika, avezikay, avezikareo, avezik', avezi-
6
Ny lasa :
navezika, naveziko, navezikao, naveziny, navezitsika, navezikay, navezikareo, navezik', navezi-
7
Ny hoavy :
havezika, haveziko, havezikao, haveziny, havezitsika, havezikay, havezikareo, havezik', havezi-
8
Filaza mandidy :
avezeho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12