|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 avenina
Fototeny  2avina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay asa tadiaviny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be visited for enquiry, to be inquired about.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 avenina
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12akekezina. [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12