|
|
|
|
Teny iditra
1
avaroraka
Fototeny
2
va
ro
raka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Aketraka, agedragedra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
avaroraka
, avarorako, avarorakao, avarorany, avaroratsika, avarorakay, avarorakareo, avarorak', avarora-
6
Ny lasa :
navaroraka, navarorako, navarorakao, navarorany, navaroratsika, navarorakay, navarorakareo, navarorak', navarora-
7
Ny hoavy :
havaroraka, havarorako, havarorakao, havarorany, havaroratsika, havarorakay, havarorakareo, havarorak', havarora-
8
Filaza mandidy :
avarorahy
Fivaditsoratra
9
avaroraka
,
10
voararaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12