|
|
|
|

Teny iditra1 avangongo
Fototeny  2vangongo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atangorona miavoavo amin' ny toerana iray. [1.1]
Ohatra  5 I Jean Paulhan aza nihevitra fa teny avangongo na atambatambatra fotsiny ny hainteny : manaiky izany ve ianao? [2.285#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12