|
|
|
|

Teny iditra1 avalona
Fototeny  2valona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...): Avalony tsara ireto taratasy ireto. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9efa navalona

Fivaditsoratra  10 avalano, 11 avalona, 12 valoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08