|
|
|
|

Teny iditra1 atsontsona
Fototeny  2tsontsona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 antsoantso, 10 atsontsona, 11 ontsaontsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12