|
|
|
|

Teny iditra1 atsofotra
Fototeny  2tsofotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asitrika, alentika: Atsofotra ao anaty rano mangatsiaka ny vy mahamay rehefa aofana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on pousse dans, qu'on plonge dans. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 atsofotra, 11 fototsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12