|
|
|
|

Teny iditra1 atsoboka
Fototeny  2tsoboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto. [1.1]
Ohatra  5 atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona. [2.472#]
6 Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 atsoboka, 12 botsoaka, 13 kotsabao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12