|
|
|
|

Teny iditra1 atsipy
Fototeny  2tsipy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atoraka, alefa: Atsipazo iny baolina iny hotantazako. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 atsipy, 11 pitasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02