|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atsipalotra |
| Fototeny | 2tsipalotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy ny masoko ka menatra tara-mena izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9atsipaloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|