|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atsingoloka |
| Fototeny | 2tsingoloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atsimbadika ka ny loha no atao ambany, atotongana: Aza atsingoloka ny fitoeran-dranomainty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be turned head down.
[1.7] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|