|
|
|
|

Teny iditra1 atsingatotra
Fototeny  2tsingatotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Aza atsingatotrao ny seza sao tapaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à faire replier, rétrécir. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12