|
|
|
|

Teny iditra1 atsilany
Fototeny  2tsilany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io.
5Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ala tsiny, 11 atsilany, 12 tsiniala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12