|
|
|
|

Teny iditra1  atsiha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] volana fahefatra amin'ny taona [1.78]
4 [Betsimisaraka] volana voalohany [1.78]
5 [Sihanaka] anaram-bolana voalohany amin'ny taona [1.78]
Voambolana  6  Fotoana

Fivaditsoratra  7 ahitsa, atsiha, 8 hatsia, 9 Tahasy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04