|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atsena |
| Fototeny | 2tsena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin' ny tena: Ny kihoko no natsenako ny totohondriny.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 anatse, 10 atsena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|