|
|
|
|

Teny iditra1 atsatsaingona
Fototeny  2tsatsaingona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5(paroles ou individu) dont on se sert pour couper la parole à quelqu'un. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10atsatsaingoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12