|
|
|
|

Teny iditra1 atsatoka
Fototeny  2tsatoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina.
5Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok' i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 atsatoka, 11 atsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12