|
|
|
|

Teny iditra1 atrongy
Fototeny  2trongy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin' ny vava. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 atrongy, 10 rangito, 11 traingo, 12 trigôna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12