|
|
|
|

Teny iditra1 atrabaka
Fototeny  2trabaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...: Lefona maranitra no natrabany ny kibony. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 atrabaka, 10 karabata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12