|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atototra |
| Fototeny | 2tototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavà na teny malagasy |
4Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy.
[1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
5to be filled into a place or into something.
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
6ce dont on couvre, ce avec quoi on comble.
[1.3#736] 7qu'on met pour combler. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13tsy vaky ravi-natototra |
| Teny iditra (2/2) | 14 atotòtra |
| Fototeny | 15tot |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavà na teny malagasy |
17Lefahina (hozatra).
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
18à secouer, (les nerfs) à détendre.
[1.3#736] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 23 atotòtra, atototra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|