|
|
|
|

Teny iditra1 atosika
Fototeny  2tosika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava.
5Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy.
6Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be pushed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants). [1.3#734]
9qu'on pousse. [1.8]
Ohatra  10 Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#]
11 Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 atosika, 19 atsakoy, 20 tsaikao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02