|
|
|
|

Teny iditra1 atopatopa
Fototeny  2topatopa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan' ny rano: Natopatopan' ny alon-drano ny lakanay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be agitated (of water). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on agite (se dit des liquides). [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12