|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atonta |
| Fototeny | 2tonta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao printy: Boky vao natonta ity.
5Azera: Tandremo sao atontanao ireny lovia ireny. 6Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be pressed down on something; to be printed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on estampe.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 atonta, 15 tatano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|