|
|
|
|

Teny iditra1 atono
Fototeny  2tono
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ovy ireto fa aza andrahoina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be broiled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on grille. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02