|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atombina |
| Fototeny | 2tombina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao.
5Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina. 6Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 ambatony, 12 animbato, 13 atambino, 14 atombina, 15 mañaboty, 16 tambinoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|