|
|
|
|

Teny iditra1 atolotra
Fototeny  2tolotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io.
5Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be presented to someone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7à offrir, ce qu'on offre. [1.3]
8qu'on présente à quelqu'un. [1.8]
Ohatra  9 Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48]
10 Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15vato mafana atolotra
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02