|
|
|
|

Teny iditra1 atolaka
Fototeny  2tolaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory.
5Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!.
6Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 atakalo, 13 atolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02