|
|
|
|

Teny iditra1 atofatofa
Fototeny  2tofatofa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahetsiketsika, ahofahofa (enti-milaza ny taho tsofin' ny rivotra na ny volon-doha mitopatopa raha mihazakazaka). [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 afotafota, 10 atofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12