|
|
|
|

Teny iditra1 atofantsika
Fototeny  2tofantsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mibaraingo manao andohalambo, ahantsika, alantsika.
5Asaina miandry ela: Natofantsiny teo an-tsena adiny telo aho. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12