|
|
|
|

Teny iditra1 atodika
Fototeny  2todika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9azo atodika
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 atodika, 12 tia doka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02