|
|
|
|

Teny iditra1 atin-kena
Singan-teny  2aty, 3hena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny atin' ny omby, kisoa na ondry vonoina hohanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[hena, beef.] A bullock's liver.. [1.2]
Voambolana  7 Toe-karena: hanina
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 atin-kena, 10 tain-kena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02